Bienvenue
Biographie
Préparatifs
Déroulement
Photos
Vidéo
Communiquer
Visiteurs depuis le 22 Août 2004
 

FO TOROTORO
                Fiv: Fo torotoro, ranomasom-pivalozana
                      No inty mibaboka Aminao Tompo ô
                      Satria nania, fa ninia tsy hitoetra eo akaikinao
                      Mba todiho ny indrafonao

1- Ireny lalana sy fahamarinanao
Tsy nojereko fa naleoko dia nikimpy ô !

2- Ny Ray tokoa tsy mahafoy ny zanaka
Fa izahay no naniasia Ray ô !

TOMPO Ö HENOY IZAHAY
Tompo ô, henoy izahay miantso Anao
Mba ekeo ny vavakay, mitalaho

Retourner sur le ménu précedent
© Copyright Août 2004 - Design : Oberlin et Sylvia
 
Mariage
Divers
Accueil | Fiançailles | Religieux | Céremonie | Photos | Vidéo | Livre d'or | Contact
Copyright © 2004. Notre mariage. Tous droits réservés, marque déposée de Oberlin et Sylvia.