Visiteurs depuis le 22 Août 2004
|
EO AN-TONGOTRAO RY RENY 1- Eo an-tongotrao ry Reny, eo re no fara-hery Izay minia tsy mankeny, dia anisan'ny olom-bery Fiv : Ry Maria ô! Mba tahio izahay mba hadio Ho toa anao ety an-tany Ka hahita Anao an-danitra any 2- Eo an-tongotrao ry Reny,velom-bolo ny mahantra Fa ny hany tena hareny dia ny masonao miantra
© Copyright Août 2004 - Design : Oberlin et Sylvia
|
![]()
![]() |