Visiteurs depuis le 22 Août 2004
|
NY FITAHIANAO
1- Tompo ô, indro atolotrayNy antsa fiderana ny Anaranao Hitory ny fahasoavanao Ka manainga ny fo mba handray Anao Hamelona fanahy Hanambara fa Ianao dia Ianao no Tomponay Fiv : Fitahiana lalandava no asehonao Na sarotra aza ny lalana Izoranay ry Ray Ianao no tsy mba mandao Ianao ilay Ray tsy mba mandao anay Fa mandrakizay ny fitiavanao Fa mandrakizay ny voninahitrao 2- Tsara sy mendrika Ianao Raha tolorana fisaoran-dehibe Tsy misy mihintsy toa Anao Fa na tokana Aminao dia foinao ho anay Misaotra Tompo ô ! Mankalaza Anao izahay fa lehibe ny fitiavanao
© Copyright Août 2004 - Design : Oberlin et Sylvia
|
![]()
![]() |